VOOZH about

URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/1997

⇱ 1997 — Wikipedia


Hankany amin'ny vontoatiny
Avy amin'i Wikipedia
ALIMANAKA

Taona

199419951996 • • 199819992000

10 Taona

1970198019902000201020202030

100 taona

1700180019002000210022002300

1000 taona

-1000-0100020003000 - 40005000

1997 Amin'ny kalandrie hafa
kalandrie Gregoriana 1997
MCMXCVII
Ab urbe condita 2750
kalandrie Armenianina 1446
Kalandrie sinoa 4693–4694
Calendario ebreo 5757–5758
Kalandrie hindoa
~ Vikram Samvat
~ Shaka Samvat<

2052–2053
1919–1920
Kalandrie persana 1375–1376
kalandrie arabo 1418–1419
kalandrie Ronika 2247

Zava-nitranga

[hanova | hanova ny fango]
  • 2-13 Novambra: Fivoriana momba ny fiovan'ny toetr'andro, any Buenos Aires.
  • 1 Desambra: Fivorian'ny Firenena Mikambana momba ny fiovan'ny toetr'andro any Kyōtō: firenena 160 no nanapahan-kevitra momba ny fampidinana ny etona mampafana ny rivotra (GES) 5,2% amin'ny 2012.
  • 13 Desambra: nanome fahafahana ho an'ny topa ara-bola ny OMC manomboka amin'ny Martsa 1999
  • 3-4 Desambra: Fivorian' Ottawa. Dina momba ny fandrarana ny fampiasana, ny fitehirizana sy ny famotehana ny vanja antipersonaly, nosoniavina tany Ottawa. Firenena 35 no hanao sonia io dina hiasa amin'ny 1 Martsa 1999 io. Firenena 50 no tsy hanao sonia, toy ny Etazonia, ny Rosia sy ny Sina.
  • Manome fanakorontanana ara-toetrandro ny El Niño manerana ny tany.
  • 11 Aprily: Fahataperan'ny ady an-trano any Angola, nanomboka tamin'ny 1977
  • 17 Mey: Miditra any Kinshasa ny maramilan'ny AFDL. Fandresen'i Laurent-Désiré Kabila tao afaka tapa-bolana, lasa (niverina) filohan'i Repoblika Demokratikan'i Kongo.
  • 25 Mey: Coup d'État any Sierra Leone, mandritra ny ady an-trano, manery ny filoha lany Ahmad Tejan Kabbah handositra any ivelany. Afaka i Johnny Paul Koroma.
  • 5 Jiona: Ady an-trano any amin'ny Repoblikan'i Kongo.
  • 8 Jiona: i Alpha Oumar Konaré, filoham-pirenen'i Mali, dia manomboka ny fanomezan-dalana 5 taona.
  • 2 Aogositra: Charles Taylor, filohan'i Liberia.
  • 8 Septambra: Mikambana amin'ny SADC ny R.D.K toy ny Seychelles, niala tamin'ny 1 Jolay 2004.
👁 Image
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao!
👁 Image
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao!