VOOZH about

URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Fanafody

⇱ Fanafody — Wikipedia


Hankany amin'ny vontoatiny
Avy amin'i Wikipedia
👁 Image
Fanafody fitelina
👁 Image
Fanafody fanindrona

Ny fanafody dia zavatra entina manasitrana na hiarovana amin' ny aretina ho an' ny olombelona sy ny biby, eny fa na ho an' ny zavamaniry koa aza. Misy karazany ny fanafody: natao hatelina, hosotroina, hahosotra, hatsindrona, hasisika ary hievohana.

Ny akamarony fanafody dia vita taminy zava-maniry avokoa izay haodina ho lasa fanafody simika ny sasany.

Ny fanambarana fanafody no Zavatra tena sarotra indrindra satria raha misy diso fatra na dia kely aza dia lasa poizina avieo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]