Ny hoditra dia fonony ivelany malefaka izay mandrakotra ny vatan' ny biby manana hazon-damosina, ka manana anjara asa telo lehibe: fiarovana sy fametrana ary fahatsapana. Io no taova mivelatra indrindra sy mavesatra indrindra amin'ny tenan' olombelona; Amin'ny olon-dehibe dia manodidina ny 2m2 ny velarany, ny hateviny dia miovaova eo amin' ny 1 ka hatramin' ny 3mm. Na izany aza dia kely lavitra noho ny an'ny tsinay (300 ka hatramin'ny 400m2,) sy ny an' ny havokavoka (80m2) ny velaram-pifanakalozany.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Hoditra&oldid=1130651"
