VOOZH about

URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Novosibirsk

⇱ Novosibirsk — Wikipedia


Hankany amin'ny vontoatiny
Avy amin'i Wikipedia

55°02′N 82°55′E / 55.033°N 82.917°E / 55.033; 82.917


- 👁 Image
👁 Image
Velarantany503 km2
Haavo
Isan'ny mponina1,154,116
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena👁 Image
Rosia
Fanjakana
Faritany
FaritraNovosibirsk Oblast
Tanàna mifanolo-bodirindrina
👁 Image
Ob (Novosibirsk)

I Novosibirsk (Rosiana:Новосибирск ) no tanàna fahatelo lehibe indrindra ao 👁 Image
Rosia taorian'i Moskoa sy Saint Petersburg ary ny lehibe indrindra any Siberia. Ny tanàn-dehiben'ny faritr'i Novosibirsk any Siberia Andrefana dia misy mponina 1,61 tapitrisa

Noho ny fananganana tetezana Trans-Siberian Railway eo ambonin'ny Reniranon'i Ob tamin'ny taona 1893 no nanorenana azy. Novosibirsk (Siberia Vaovao) ilay tanàna nanomboka tamin’ny 1926.

👁 Search Wikimedia Commons
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i: Novosibirsk