VOOZH about

URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Solanales

⇱ Solanales — Wikipedia


Hankany amin'ny vontoatiny
Avy amin'i Wikipedia
👁 Image
Datura versicolor (fianakaviana Solanaceae)

Ny Solanales dia filaharan-javamaniry mamony, anisan' ny vondrona Eudicotyledoneae. Anisan' ny zavamaniry fantatra ao amin' io fjlaharana io ny ovimbazaha (Solanum tuberosum), ny vomanga (Ipomoea batatas), ny baranjely (Solanum melongena), ny voatabia (Solanum lycopersicum), ny sakay (Capsicum), ny paraky (Nicotiana tabacum), ary ny vomanganalika (Jacquemontia paniculata). Ny loharano tranainy sasany dia nampiasa ny anarana Polemoniales ho an' ity filaharana ity.

Lisitry ny fianakaviana

[hanova | hanova ny fango]
👁 Image
Baranjely - Solanum melongena (fianakaviana Solanaceae)

Ao amin' ny fanasokajiana klasikan' i Cronquist (1981), dia misy fianakaviana valo:

Ao amin' ny fanasokajiana APG (1998) sy ny fanasokajiana APG II (2003) ary ny fanasokajiana APG III (2009) dia samy hafa ny famaritana (Solanales Juss. ex Bercht. & J.Presl (1820)):

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]